Voambolana / Tontolon'ny fianakaviana

Olona hanova

(V001)

  • 1 vehivavy
  • 2 lehilahy
  • 3 zazavavy, tovovavy
  • 4 zazalahy, tovolahy
  • 5 vavy
  • 6 lahy
  • 7 zaza vao teraka
  • 8 zaza mena vava
  • 9 zaza, ankizy
  • 10 sakan-jaza
  • 11 olon-dehibe
  • 12 lahy antitra, vavy antitra

Ray aman-dreny, rahalahy/anadahy sy rahavavy/anabavy hanova

(V001)

  • 1 reny, neny
  • 2 ray, dada
  • 3 zanaka vavy
  • 4 zanaka lahy
  • 5 rahavavy, anabavy
  • 6 rahalahy, anadahy
  • 7 renibe, nenibe
  • 8 raibe, dadabe
  • 9 zafikely vavy
  • 10 zafikely lahy
  • 11 nenitoa (l'aînée), neniraivo (la cadette), nenifara (la benjamine)
  • 12 dadatoa (l'aîné), dadanaivo (le cadet), dadafara (le benjamin)
  • 13 zazavavy zana-draitampo
  • 14 zazalahy zana-draitampo
  • 15 rahavavy, anabavy
  • 16 rahalahy, anadahy
  • 17 manangan-jaza
  • 18 ray aman-dreny nanangana
  • 19 reny nanangana
  • 20 ray nanangana
  • 21 zanaka vavy natsangana
  • 22 zanaka lahy natsangana
  • 23 rahavavy, anabavy ara-pananganana
  • 24 rahalahy, anadahy ara-pananganana

Fianakaviam-bady hanova

(V001)

  • 1 rafozam-bavy
  • 2 rafozan-dahy
  • 3 zaobavy
  • 4 zaodahy
  • 5 rafozana
  • 6 vinanto vavy
  • 7 vinanto lahy

Fanambadiana hanova

(V001)

  • 1 fanambadiana
  • 2 fisaraham-panambadiana
  • 3 mpitovo
  • 4 manana fofom-bady
  • 5 manambady, vita fanambadiana, vita mariazy
  • 6 nisara-panambadiana
  • 7 fofom-bady
  • 8 fofom-bady
  • 9 vady
  • 10 vady
  • 11 vady taloha
  • 12 vady taloha
  • 13 tovovavy
  • 14 tovolahy
  • 15 fanambadiana faha-xxx (xxx = 2, 3, 4, ...)
  • 16 renikely
  • 17 raikely
  • 18 rahavavy, anabavy
  • 19 rahalahy, anadahy
  • 20 rahavavy, anabavy
  • 21 rahavavy, anabavy
  • 22 rahalahy, anadahy
  • 23 rahalahy, anadahy
  • 24 miara-monina amina lehilahy tsy vita fanambadiana
  • 25 miara-monina amina vehivavy tsy vita fanambadiana
  • 26 fiaraha-monina tsy vita fanambadiana
  • 27 fanambadiana vehivavy maro

Fahazazana hanova

(V001)

  • 1 fialana sakana
  • 2 virijiny
  • 3 bevohoka
  • 4 miteraka
  • 5 teraka
  • 6 renin-jaza, mpampivelona
  • 7 efitra fiasana
  • 8 mampinono
  • 9 manisy lamban-jaza, manisy salaka
  • 10 lamban-jaza, salaka
  • 11 mandanja
  • 12 mitombo
  • 13 zazavavy
  • 14 zazalahy
  • 15 tsy ampy taona
  • 16 fiantohana zaza tsy ampy taona
  • 17 mpiantoka

Fiainana hanova

(V001)

  • 1 olon-dehibe, efa lehibe
  • 2 ampy taona
  • 3 manirery, mitoka-monina
  • 4 kilemaina
  • 5 miadidy, miandraikitra, tompon'andraikitra
  • 6 miankina, miankin-doha
  • 7 tranom-pitsaboana
  • 8 hopitaly
  • 9 mihaantitra
  • 10 trano fisotroandronono

Dingam-piainana hatramin'ny fahafatesana hanova

(V001)

  • 1 antontan-taratasy
  • 2 kopia nahaterahana
  • 3 taratasy manamarika ny fikambanana amina tranom-pivavahana
  • 4 kopia mariazy
  • 5 dinam-panambadiana
  • 6 dinam-piaraha-mitoetra
  • 7 didim-pitsarana fisaraham-panambadiana
  • 8 didim-pitsarana mampiantoka olona
  • 9 kopia nahafatesana
  • 10 didim-pananana
  • 11 daty, andro, fotoana
  • 12 andro nahaterahana
  • 13 andro nidirana mpikambana amina tranom-pivavahana
  • 14 andro nanambadiana
  • 15 datin'ny dinam-panambadiana
  • 16 andro niantombohan'ny fiaraha-mitoetra
  • 17 datin'ny didim-pitsarana fisaraham-panambadiana
  • 18 datin'ny didim-pitsarana mampiantoka olona
  • 19 andro nahafatesana
  • 20 batemy, fanasana
  • 21 hasoavana, didiam-poitra
  • 22 lanonana, fety
  • 24 nasaina
  • 25 mpampiantrano (celui qui reçoit), vahiny (celui qui est reçu)
  • 26 fanasana
  • 27 fanomezana
  • 28 fandraisana anjara ara-bola
  • 29 fahatongavana, fiantefana
  • 30 famaranana
  • 30 mamita, mamarana
  • 31 fiaingana, fandehanana
  • 23 fitsingerenan'ny andro nahaterahana
  • 24 fiarahabana
  • 25 fahanterana
  • 26 miala aina
  • 27 miala aina
  • 28 fandevenana
  • 29 vatapaty
  • 30 fasana, vondrom-pasana
  • 31 fasana
  • 32 an'ny fivavahana, an'ny finoana
  • 33 sivily
  • 34 famangiana manamanjo
  • 35 fisaonana
  • 36 lova
  • 37 mpiasam-panjakana mandray an-tsoratra amin'ny fomba ofisialy ny dina, ny didim-pananana, ny kopia, sns.

Teny hafa: hanova

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny)