Fandraisana

Tonga soa eto amin'ny Wikiboky,

Ny wikiboky dia sampana amin'ny teny malagasy an'ny tetikasan'i Wikimedia Foundation Wikibooks. Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra. Ny sampana malagasy an'i wikiboky dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo ary ny isan'ny boky voaangona ato dia 24. Mpikambana 1 766 no nisoratra anarana tato.
Ny boky Ny taranja
Ny boky efa misy ato amin'izao fotoana izao dia ny boky mikasikan'ny voambolana malagasy mikasina ny taranja sasantsasany. Ny taranja ankehitriny misy ato amin'ny wikiboky dia azo itarina tsikelikely ka ireo ny lisitry ny taranja mikasikan'ny kajimirindra : PHP, HTML, Informatika, Kolontsaina, Tantara kilasy famaranana, Zavakanto, raki-tsoratra, Visual Basic, Python, C, C++, sns...
Fiteny