Voambolana / Olombelona
Loha
hanova(V001)
- 1 karandoha
- 2 volo
- 3 oly
- 4 henjana
- 5 matevina
- 6 loha sola
- 7 tampon-doha sola
- 8 solovolo
- 9 hodidoha
- 10 atidoha
- 11 betro
- 12 fahatoranana tampoka avy amin'ny fiandronan'ny ra na ny fahavakian'ny lalan-dra amin'ny atidoha
- 13 handrina
- 14 maso, voamaso
- 15 hodimaso
- 16 volomaso
- 17 tsibolo
- 18 glaobin'ny maso
- 19 fanidy maso
- 20 fanidy maso afovoany
- 21 anakandriamaso
- 22 fitaratry ny maso
- 23 mpandray hazavan'ny maso
- 24 jamba
- 25 sofina
- 26 sofina ivelany
- 27 lava-tsofina
- 28 faritry ny atin-tsofina
- 29 marenina
- 30 orona
- 31 lavak'orona
- 32 volonorona
- 33 takolaka
- 34 saoka
- 35 volom-bava
- 36 volom-bava kely eo amin'ny saoka
- 37 volom-bava
- 38 vava
- 39 molotra
- 40 nify
- 41 baivonto
- 42 hihy
- 43 lela
- 44 lanilany
- 45 hodimando
- 46 ivy, rora
- 47 kambon-tenda
- 48 atin-tenda
- 49 tenda
- 50 tadim-peo
- 51 moana
- 52
- 53
- 54 vozona
- 55 olam-pandry
Vatana
hanova(V001)
- 1 tratra
- 2 lamosina, voho
- 3 hazon-damosina
- 4 tsoka
- 5 fitatitra
- 6 taolan-tehezana
- 7 tohivany
- 8 halam-bany
- 9 soroka
- 10 helika
- 11 rangomaina
- 12 tratra
- 13 faritra ambonin'ny vatana
- 14 nono
- 15 lohanono
- 16 traokabe
- 17 avokavoka
- 18 goakan'avokavoka, kitapon-drivotra
- 19 lalan-drivotra
- 20 fiaina, fisefo
- 21 hozatry ny fiaina
- 22 sempotra
- 23 fihandronana ao amin'ny avokavoka
- 24 lalan-kanina
- 25 mitelina
- 26 fo
- 27 oza-po
- 28 vatam-po, lapan'ny fo, hoboky ny fo
- 29 fanely ra
- 30 famerina ra
- 31
- 32 fitepo
- 33 fieponepona (an'ny fo)
- 34 fijanonan'ny fo
- 35 ra
- 36 fikorianandra
- 37 polisa
- 38 lio
- 39 lio fotsy
- 40 tsatson-dra
- 41 diafragma
- 42 tsakoahana
- 43 kibo
- 44 kibo
- 45 valahana
- 46 aty
- 47 afero
- 48 tobin'afero
- 49 vatona tobin'afero
- 50 saikaty, morikaty, lelakaty, sarakaty
- 51 diabeta
- 52 vavony
- 53 mandrezatra
- 54 fanapoizinana
- 55 fandevonan-kanina
- 56 hetotra, rivotra maloto, valan-drivotra
- 57 piriritra
- 58 fifarina
- 59 dridra
- 60 andilana
- 61
- 62 zava-manify fonon'ny tsinay
- 63 tambatsela matavy
- 64 tsinay
- 65 tsinailefo
- 66 tsinaimainty
- 67 kambontsinay
- 68 lavabody
- 69 manao maloto, mivalana, mivoaka, mangery
- 70 lavabody nataon'olombelona
- 71 homamiadana
- 72 voa
- 73 vatona voa
- 74 tranon'amany
- 75 tranon'atodinaina, fihary atodinaina
- 76 tranonjaza
- 77 lalanjaza, taovam-pananahan'ny vehivavy, fory
- 78
- 79
- 80 atodinaina
- 81 fadim-bolana, fotoana
- 82 fanaintainana / faharariana an-kibo
- 83 prostaty
- 84 lalan'amany
- 85
- 86 ankasarotana, taovam-pananahan'ny lehilahy
- 87 fihary
- 88
- 89 ranon-tsirilahy
- 90 hatezerana avy amin'ny hormonina
- 91 mivalan-drano
- 92 siatika
- 93 fitatitra siatika
- 94 aoriana
- 95 fitombenana, vody
- 96 elanelam-pe
- 97 lalan-diofotsy
- 98 liofotsy
- 99 hatsembohana
- 100 tsemboka, dinitra
- 101 fipotsahan-taova
- 102 harana, karana
Rantsana
hanova(V001)
- 1 sandry
- 2 oza-tsandry aloha
- 3 ozatra
- 4 siraka
- 5 !ilay ozatra mafy ikambanan' ny muscle amin' ny taola
- 6 taolana
- 7 karepoka, taolan-karepoka
- 8 kiho
- 9 tonon-taolana
- 10 hatotanana
- 11 tanana
- 12 felatanana
- 13 rantsan-tanana
- 14 taolan-drantsan-tanana
- 15 ankihiben-tanana
- 16 hoho
- 17 fototr'hoho
- 18 dian-drantsan-tanana
- 19 fanaintainan'ny tonon-taolana
- 20
- 21 ranjo
- 22 fe
- 23 taolam-pe
- 24 andilana
- 25 fipitsohan’ny taolam-pe
- 26 lohalika
- 27 tonon'ny lohalika
- 28 taolan-dohalika
- 29 ranoka manasolika ny tonon-taolana
- 30 fikorian'ny ranoka manasolika ny tonon-taolana
- 31 ranjo
- 32 taolan-dranjo
- 33 kitro kely, lahinkirika, hombo
- 34 tongotra
- 35 faladia
- 36 rohana
- 37 hoditra
- 38 kitro
- 39 hirika