Voambolana / Ny tany
Lanitra
hanova(V001)
- 1 atmosfera
- 2 oksizenina
- 3 nitrozenina, azoty
- 4 etona hamatra
- 5 rivotra
- 6 tafio-drivotra
- 7 tafio-drivotra mafy
- 8 rivodoza
- 9 rivotra mafy indray miserana
- 10 oram-baratra
- 11 tselatra
- 12 rivotra malefaka
- 13 rivotra mifamaly isan'enimbolana ao amin'ny ranomasina Indiana
- 14 rahona
- 15 orana
- 16 lanezy, oram-panala
- 17 erikerika mamirefiry
- 18 zavona
- 19 avana
- 20 loko, volo
- 21 mena
- 22 volomboasary
- 23 mavo
- 24 maitso
- 25 manga
- 26 manga antitra
- 27 volomparasy
- 28 tsindrin'ny atmosfera
Rano
hanova(V001)
- 1 ranomasimbe
- 2 ranomasina
- 3 ranomasina
- 4 vongan-dranomandry mitsinkafona eny ambony ranomasina
- 5 ranomamy
- 6 rano mangatsiaka
- 7 rano fisotro
- 8 lavaka, tevana
- 9 nosy
- 10 vondrona nosy
- 11 onja
- 12 fisondrotana sy fihemoran'ny ranomasina isaky ny 12 ora mahery kely
- 13 samonta, sorondrano
- 14 rano aka, aka
- 15 morona, sisiny
- 16 helo-dranomasina
- 17 helo-drano
- 18 saikinosy, sarinosy
- 19 andilan-tany mampiray tany roa samy hafa
- 20 sampan-dranomasina manelanelana tany roa
- 21 haavon'ny ranomasina
- 23 hefaka
- 24 vinany
- 25 onibe
- 26 ony, renirano
- 27 riaka
- 28 fihaonan'ny sampandrano roa
- 29 farihy
- 30 lalana, fandehanan'ny rano
- 31 fiolikolika
- 32 lamaka
- 33 ranomasina mandry
- 34 ranomandry
- 35 mitsonika
- 36 fitsonihana
Kaontinanta
hanova(V001)
- 1 fanambanin'ny kaontinanta
- 2 erim-baton'ny kaontinanta
- 3 vohitra, tendrombohitra
- 4 tangorom-bohitra
- 5 tampony, tendrony
- 6 sanga
- 7 takibaka, ila, lafiny, kibo
- 8 volkano, volokano
- 9 vavan'ny volkano
- 10 tsoniky ny volkano
- 11 setroka
- 12 firofotra
- 13 haavo
- 14 erim-bato
- 15 havoana, tanety
- 16 bongan-tany
- 17 vozontany
- 18 lohasaha
- 19 ambony
- 20 anira
- 21 ambany
- 22 anava
- 23 tany efitra, tany hay, efitra
- 24 tany lemaka
- 25 Afrika
- 26 Amerika
- 27 Azia
- 28 Aostralia
- 29 Eoropa
- 30 Oseania
Ireo ila bolantany roa
hanova(V001)
- 1 poly, ny faran'ny Tany avaratra sy atsimo indrindra
- 2 amin'ny poly
- 3 avaratra
- 4 atsimo
- 5 hazavana
- 6 toerana eto an-tany mifanohitra ara-savaivo amin'ny toerana iray
- 7 ekoatora
- 8 tropika
- 9 faritra
- 10 malefaka
- 11 toy ny any amin'ny poly
- 12 fanala
- 13 mandrakizay
- 14 fizaran-taona, tonontaona
- 15 dimby, fiherina
- 16 famadihana
- 17 koriana (nom)
- 18 an'ny ranomasina (adj.)
- 19 an'ny atmosfera
- 20 an'ny renirano
- 21 vohontany
- 22 ringitra, mangadihady
- 23 miletsy
- 24 mikitaontaona, tsy mitovy tantana
- 25 mitsatoka
- 26 triatra
- 27 zohy, lakato
- 28 zohy
- 29 zohy
- 30 indray mitete
- 31 andry, tsanganana
- 32 seranana
- 33 tanàna
- 34 tanàna kely
- 35 misy mponina
- 36 ngazana
- 37 mponina
- 38 mponina
- 39 teratany
- 40 tompontany, teratany
- 41 zavamaniry
- 42 biby
- 43 toe-karena, ekonomia
- 44 an'ny ambanivohitra
- 45 an'ny ranomasina, an'ny fifamoivoizana an-dranomasina
- 46 an'ny tanan-dehibe (adj.), mponina an-tanan-dehibe (nom)
- 47 momba ny tany sy ny fambolena
- 48 an'ny taozava-baventy, an'ny indostria
- 49 momba ny harena an-kibon'ny tany
- 50 tany misy mineraly
- 51 sosona
- 52 vato
- 53 roka
- 54 taniditra, tanimanga
- 55 fasika
- 56 vato
- 57 sokay
- 58 vatovandana, marbra
- 59 platira
- 60 sira