Voambolana / Izao tontolo izao

Habaka hanova

(V001)

  • 1 fipoahana tany am-piandohana
  • 2 foana manelanelana ny vahin-danitra
  • 3 fivelarana
  • 4 izao tontolo izao
  • 5 fikambanam-bahin-danitra
  • 6 vahin-danitra
  • 7 zavom-bahin-danitra
  • 8 kintana
  • 9 manazava
  • 10 mamiratra, mamirapiratra
  • 11 mena
  • 12 manga
  • 13 botry
  • 14 goavana be
  • 15 mitsilopy
  • 16 mitempo
  • 17 mifintina, mikainkona
  • 18 mihitatra, mihalehibe
  • 19 mipoaka
  • 20 aty
  • 21 trobaka, goaka, lavaka, loaka
  • 22 mainty
  • 23 afovoany
  • 24 toerana afovoany, toerana anivo, ampovoany
  • 25 molony, sisina, morona
  • 26 fihodinana manodidina
  • 27 fifindrana, fihetsehana, hetsika
  • 28 leha
  • 29 halavirana, elanelana
  • 30 tana
  • 31 savaivo
  • 32 bola
  • 33 sosona, lamaka
  • 34 lanja
  • 35 velarany
  • 36 hafanana, mari-pana
  • 37 hatsiaka (nom)
  • 38 hafanana
  • 39 mivaingana
  • 40 mitsonika, miempo
  • 41 fiempo, fitsonika
  • 42 firehetana, oro
  • 43 farany (adj.), sarotra iainana (adj.)
  • 44 miova (adj.)
  • 45 manara-potoana, manara-penitra
  • 46 boribory, mifaribolana, manaraka faribolana
  • 47 miendrika vohidroa
  • 48 miendrika peratra
  • 49 kibola
  • 50 miendrika tapak'andohalambo
  • 51 taratra
  • 52 plasma
  • 53 lalam-bahin-danitra

Ny rafitra manodidina ny masoandro hanova

(V001)

  • 1 astera
  • 2 firofotra
  • 3 pentina
  • 4 hazavana
  • 5 planeta
  • 6 mpanara-dia, satelita
  • 7 volana
  • 8 peratra
  • 9 zavatra miseho amin'ny habakabaka
  • 10 vato avy any an-danitra
  • 11 kometa
  • 12 tain-kintana, famirapiratana mihelina
  • 13 zaka fizika mihetsika an'habakabaka tafiditra anaty atmosfera
  • 14 fifandonana
  • 15 lafy
  • 16 tsy hita
  • 17 mafy, mivaingana
  • 18 mivaingana
  • 19 mikoriana (adj.)
  • 20 mandranoka (adj.)
  • 21 rakotra etona
  • 22 mietona
  • 23 atmosfera
  • 24 fifampisarihana
  • 25 fisarihana
  • 26 mifandray amin'ny planeta, manerana ny planeta
  • 27 mifandray amin'ny tany, maneran-tany
  • 28 fianjerana

Fandinihana ny habakabaka hanova

(V001)

  • 1 fandinihana
  • 2 toerana fandinihana ny habakabaka
  • 3 fitaovana fandinihan-davitra
  • 4 masom-pitaovana
  • 5 fitaratra
  • 6 tioba
  • 7 vodim-panenty
  • 8 fanambany, fototra
  • 9 milempona
  • 10 mivohitra
  • 11 lemaka
  • 12 miendrika parabola
  • 13 miendrika iperibola
  • 14 vera
  • 15 seramika
  • 16 aliminioma
  • 17 voarakotra aliminioma
  • 18 bonga
  • 19 fitaovana fandinihan-davitra ara-tsandrahaka
  • 20 mandray, misintona
  • 21 mitana an-tsoratra
  • 22 famantarana
  • 23 soritra, dia

Fizorana amin'ny habakabaka hanova

(V001)

  • 1 fioze
  • 2 mpanara-dia nataon'olombelona
  • 3 sambon-danitra

Teny hafa: hanova

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny) - tiorka