Voambolana / Aretina sy fikarakarana vonjimaika

Marika fanombohan'ny aretina hanova

(V001)

  • 1 aretin'andoha
  • 2 elo an-doha, aretin'andoha
  • 3 donika
  • 4 pahana (myope)
  • 5 tsy mahita akaiky
  • 6
  • 7 serin'atidoha
  • 8
  • 9 hatsiaka tampoka
  • 10 tapoaka, monilahy, kibolabola
  • 11 oli-manara
  • 12 baivonto amin'ny nify
  • 13 hihy
  • 14
  • 15 aretin-tenda
  • 16 mikohaka
  • 17 tazo
  • 18 nendra
  • 19 raboka
  • 20 tapaka, folaka
  • 21 pitsoka
  • 22 rohana
  • 23
  • 24 mikitringa
  • 25
  • 26 krizy
  • 27 piriritra
  • 28 farina
  • 29
  • 30 mikroby, otrikaretina
  • 31 mikroby, otrikaretina
  • 32 tazo, fanaviana
  • 33 fanaintainana, faharariana
  • 34 fanina
  • 35 fahatorànana

Mpitsabo hanova

(V001)

  • 1 mpanatona ny mpitsabo
  • 2 famangiana
  • 3 fizahana
  • 4 fandraisana
  • 5 efitra fiandrasana
  • 6 efitra famangiana
  • 7 efitra fitsaboana
  • 8 efitra fitarafana voarakitra antsary
  • 9 laboratoara
  • 10 biraon'ny mpitsabo
  • 11 mivoha ho an'ny mpanatona ny mpitsabo
  • 12 ao ny mpitsabo
  • 13 mandray toerana
  • 14 fandinihana
  • 15 mitsapa
  • 16 mihaino
  • 17 stetôskôpy
  • 18 mandinika
  • 19 manatsoaka
  • 20 manoratra (taratasim-panafody)
  • 21 taratasim-panafody
  • 22 hambaraina marary
  • 23 sertifika mampiato ny fiasana noho ny faharariana
  • 24 mpampiasa
  • 25 toeram-pandrotsaham-bola, fandraisam-bola
  • 26 -
  • 27 karatra
  • 28 elektirônika
  • 29 karine
  • 30 fahasalamana
  • 31 filazam-bidy, vidy, tarify
  • 32 fitsaboana
  • 33 mandehandeha
  • 34 mijanona
  • 35 disipensera
  • 36 mpanatona ny mpitsabo
  • 37 hopitaly
  • 38 tsindronina
  • 39 ody mikroby, antibiotika
  • 40 mitroka (ranoka)
  • 41 vakisiny
  • 42 pilina
  • 43 pilina
  • 44 ranoresy, hontsa
  • 45
  • 46 fanosotra
  • 47 pomady
  • 48
  • 49
  • 50
  • 51 famonosam-pery
  • 52 makara
  • 53
  • 54 tsatoka, fanisika mihodina
  • 55 platira
  • 56 zaitra
  • 57 faraingo
  • 58 tambavy
  • 59 fitsaboana
  • 60 amin'ny omeopatia
  • 61 amin'ny alopatia
  • 62 mpitsabo ny ankizy
  • 63 mpitsabo ny vehivavy
  • 64 mpitsabo maso
  • 65 mpitsabo fo
  • 66 mpitsabo ny lalam-pivoahana
  • 67 mpitsabo hoditra
  • 68 mpanao nify
  • 69 ora-tsandrahaka, fitarafana voarakitra antsary
  • 70 mpandidy
  • 71 fandidiana
  • 72 torimaso voatrolombelona
  • 73 mpitazona ny famoaham-panafody / fivarotam-panafody
  • 74 famoaham-panafody, fivarotam-panafody
  • 75 momba ny famoaham-panafody / fivarotam-panafody

Fikarakarana vonjimaika hanova

(V001)

  • 1 nomerao
  • 2 fiantsoana vonjy
  • 3 mpamono afo
  • 4 sampandraharaha mpiambina
  • 5 toby mitsabo amin'ny poizina
  • 6 toerana
  • 7 niharam-boina
  • 8 nanatrika
  • 9 mpitsabo
  • 10 mpikarakara vonjimaika
  • 11 mpitondra ny fiara fitondrana marary
  • 12 mpanome ra
  • 13 mpijery
  • 14 fandraisana
  • 15 fiara fitondrana marary
  • 16 elikaopitera
  • 17 sambo kely fanavotana aina
  • 18 fitaovana vaventy
  • 19 fiarakodia voatokana
  • 20 lay misy ny mpikarakara vonjimaika
  • 21 fialofana
  • 22 mangataka, miangavy, manontany
  • 23 fahatongavana, fiantefana
  • 24 fahatsiarovan-tena
  • 25 manary (very)
  • 26 tsy mahatsiaro-tena, lavitr'aina
  • 27 raikitra
  • 28 azo aleha, tratra
  • 29 tsy azo aleha, tsy tratra
  • 30 takona, tsy tazana
  • 31 tany
  • 32 haditany
  • 33 rano
  • 34 oram-panala, lanezy
  • 35 ranomandry
  • 36 afo
  • 37 vokatra simika
  • 38 taratra
  • 39 hirika, loza
  • 40 fipoahana
  • 41 firodanana, fianjerana
  • 42 mikalana
  • 43 mihady tany
  • 44 manisy/manampy fiarovana
  • 45 mampandre, miteny mialoha
  • 46 sora-baventy
  • 47 telozoro
  • 48 mibahana, manakana
  • 49 manabontana, manabontsina
  • 50 mamolavola, manomana
  • 51 miandry
  • 52 lotsi-dra
  • 53 ratra (ivelany), fery
  • 54 fanapoizinana
  • 55 sempotra
  • 56 maty an-drano
  • 57 main'ny herinaratra
  • 58 doro
  • 59 kiky, harafesina
  • 60 handrana
  • 61 famonoan'olona
  • 62 famonoan-tena
  • 63 fanolanana, fanaovana an-keriny
  • 64 fandidiana ratsana
  • 65 fiaigan'ny afo
  • 66 doro-(trano, tanety, ...)
  • 67 ala
  • 68 fatrana
  • 69 zava-maniry
  • 70 manimba fahasalamana
  • 71 vokatra
  • 72 horohoron-tany
  • 73 horohoro miseho aty aoriana
  • 74 vokatra mipoaka
  • 75 midadasika
  • 76 fanotorana
  • 77 fandrahonana
  • 78 tondra-drano
  • 79 rano fisotro
  • 80 solika
  • 81 tsimoka
  • 82 voaloto
  • 83 famatsiana
  • 84 fanafody, fanafana
  • 85 fanamboaram-pery, taha fery
  • 86 sakafo, hanina
  • 87 bodofotsy, firakotra mafana
  • 88 manangona
  • 89 mizara
  • 90 manao vakisiny
  • 91 iody

Teny hafa: hanova

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny)