Python/teny/while
< Python
Ny while dia teny iray apetraka rehefa tia-hametraka tondro mifolaka. Jereo ao amin'ny toko Tondro mifolaka ho an'ny antsipirihany.
Fampiasana an'i while
hanovaEto amin'ity tondro mifolaka ity dia alàna 1 ny sandan'i a hatramin'i 97. Dia isaky ny mihena ny sanda dia aseho ny "-1". Anaty tondro mifolaka iray :
>>> a = 100
>>> while a != 0: # filazana marina
a = a - 1 # fampidinana ny sandan'i a
print '-1' # fanehoana teboka iray eo amin'ny efajoro
if a == 97: # fetra fialana amin'ny tondro mifolaka
break
- Izay manome
-1 -1 -1