Python/hadisoana/NameError
< Python
Ny hadisoana NameError dia hadisoana iray tsy hita raha tsy efa alefa tena alefa ny raki-baiko. Rehefa alefanao amin'ny alalan'ny Alt-x ny renifangonao, dia io no ho hitanao voalohany indrindra.
Inona ilay hadisoana ?
hanovaNy NameError dia hadisoana iray avoakan'ny rindrankajy rehefa mametraka ova iray tsy manan-tsanda voaambara.
Fitrangan'ilay hadisoana
hanovaIty ny fisehon'ny hadisoana NemeError anaty renifango iray.
>>> b # ity ny renifango ; manana ova iray tsy manana sanda nambara Traceback (most recent call last): File "<pyshell#3>", line 1, in <module> b NameError: name 'b' is not defined >>>
Famahana ilay olana
hanovaAzo vahana ilay olana amin'ny alalan'ny fanomezana sanda iray an'ilay ova.
- ohatra
b = '' # tohintsoratra (string) tsy manam-botoatiny,
# raha tohintsoratra ny ho sandan'ny ovanao, fa mbola tsy tia hanome sanda azy ianao.
na :
b = 0 # aotra, rehefa hikajy na hanisa